Hey, mba andraso kely ange
Te hilaza aminao aho hoe:
Hey, vetivety fa tsy ela be
Ts’izany mantsy fa te handre
Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
"Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
Fa diso ianao (fa diso ianao)
Toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
Toa noraisinao, ho hanihany!
Nefa tamin’ny fo, sady efa ela moa
Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa
Niandry ilay valin-teninao
Ka tsotra ihany "eny sa tsia"
Namaly ianao hoe (sady toa nihomehy)
"Aza mananihany ianao" (Fa lany fotoana aho)
Fa diso ianao (fa diso ianao)
Toa nofinofy ihany, ny aina nanontany
Toa noraisinao, ho hanihany!
Nefa tamin’ny fo, sady efa ela moa
Ka ataoko sao, mba ho ekenao koa...