Mpiventy : Mihainoa ry tany tontolo ô! ia!
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
Mpiventy : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo ô!
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-3
1. Ny Tenin’ny Tompo no nahariana izao tontolo izao
Raha tsy nisy Azy dia tsy hary izao tontolo izao
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
Ny Tenin’ny Tompo dia tonga Nofo tetỳ an-tany
Te-honina amintsika isan’andro isan’andro Izy ka raiso
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-2
Mpiventy : Mihainoa ry tany tontolo ô! ia!
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
Mpiventy : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo ô!
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-3
2. Ny Tenin’ny Tompo dia Mofo Velona avy any an-danitra
Sakafo mahavelona antsika olombelona Izy ka raiso
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
3. Ny Tenin’ny Tompo dia Loharano tsy mety ritra
Loharano Velona miboiboika amin’ny taona rehetra