Ray ô ô ô inty ny zanakao
mitalaho miangavy anao ou ou ou
Ray ô ô ô mba sitrano aho
Amy kilema ratsiko aho ou ou ou ou
Ny kilema ratsiko sitrano
mba ho afaka amin’ny fitiavan-tena
Mitalaho Aminao aho ry Ray ô – Ray ô
ka hahay hanetry tena – Ray ô
toa an’i Jesoa Zanakao ou ou ou ou
Ray ô ô ô inty ny Zanakao
mitalaho miangavy anao ou ou ou ou ou
Ray ô ô ô mba diovy ny foko
mba tsy gejain’ny fahotana
Mitalaho Aminao ry Ray ô – Ray ô
omeo fo madio aho – Ray ô
mba hahaizako mitia – Ray ô
toa an’i Jesoa Zanakao ôu ou ou ou ou ou
Ray ô ô ô inty ny zanakao
mitalaho miangavy Anao ou ou ou
Ray ô ô ô mba tohano amy herinao aho
hijoro ho tena zanakao ou ou ou ou ou
tsy tanteraka ny sitrakao
Mitalaho Aminao ry Ray ô – Ray ô
mba tariho amin’ny Fanahinao – Ray ô
hivelomako ny Teninao - Ray ô