Miomana hitsena an' i Jeso ... x3
1/ Tsy fantatrao anie, ny andro ny ora sy fotoana
Manontany foana : Rahoviana ny andro farany?
Ho tampoka ny fiavian' Izy Tompo
Rehefa miova fonenana ianao,
Tsy ny entana sarobidy ve!
No hafatratra, fihinina amy tady,
Koa samia ary vonona hitsena Azy isika,
Mila manana bagage, entina miaraka
Fa raha ny eny an-koditrao,
Koa samia ary vonona hitsena
Ny andraso (3), Tsy naman' i Jesosy
2/ Fa Jehovah no manome fahendrena
Zava-miafina avy amin'ilay Tompo
Ho sambatra tokoa, fa efa ao Aminao
Raha tonga Izy Ianao efavonona
Miomana hitsena an' i Jeso
Koa samia ary vonona hitsena
Ny andraso (3), Tsy naman' i Jesosy
Miomana hitsena an' i Jeso ... x3
A/C : RAKOTOMALALA Clément