Na fiakarana malama, ny làlana hodiavintsika
Na feno ahitra aza, maniry an-jaridainantsika
Na rano mikorina mitady handrava
Tsy avelako handifitra an’ilay lapa
Na feno habibina , ny tany izay iainantsika
Fiv: Voady tokana no ataoko
Hikarakara anao hatrany, ooo
Ho be tantara mahatsikaiky
Rehefa mifarana reo fety, izay andihizantsika
Vao misy ny tsy mety, refa mihirahira isika
Na rano mikorina mitady handrava
Tsy avelako handifitra an’ilay lapa
Na feno habibiana, ny tany izay iainantsika
Fiv: Voady tokana no ataoko
Hikarakara anao hatrany, ooo
Ho be tantara mahatsikaiky
Na rano mikorina mitady handrava
Tsy avelako handifitra an’ilay lapa
Na feno habibiana, ny tany izay iainantsika
Fiv: Voady tokana no ataoko, ooo
Hikarakara anao hatrany, iii
Ho be tantara mahatsikaiky
Mandrakizay doria doria x2
Babeko eee, mamiko o/o/o/o/o