Ktzat
Tompo ô miandrandra Anao zahay
Tompo ô miantso ny anaranao!!
Miangavy , mitalaho
Henoy ny vavakay mba tsy hitanondrika ny mpanomponao
Fa na dia mafy aza ireo
Adim-panahy mahazo anay
Ka mila ho kivy sy hamoy fo
Dia hijoro(2) izahay ry Ray
Miandrandra Anao hazony izahay.
Artist Name
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.