Mivaro-boanjo eny amoron-dalana
Manao zay hamelomana ny zanany (2)
Mama Lenina ô, mama Lenina an !
Handeha ho aia ho aho ianao an !(2)
Be dimbaka hono e, ny tanananay an ! (2)
Feno bandikely ny elakelan-trano (2)
Fombany ihany io ho aho (2)
Zanak’i mama Lenina aho lehiretsy a (2)
Zanak’i mama Lenina lehiretsy an ! (2)
Mama Lenina ô, mama Lenina an !
Nanontaniko an’i mama Lenina
lehiretsy tsy mety milaza izy
ho aho, tsy ary mety milaza
nifendronfendro izy ho aho (2)
Naka ny volan’i mama Lenina
lehiretsy tao ambany ondany aho an
volany dimanjato sy arivo an (2)
Tratran’ilay bodegany aho letsy e,
sura radada, tratran’ilay bodegany aho letsy lerony an
aho ho aho vao tonga saina e
mahatsiarotsiaro (2) an’i mama Lenina (2)
mangina ny zanakao lahy an
Tonga tao am-pigadrana aho ho aho
fantatro tao ilay dadako nanao ahy an
avia ho aho ianao an ! (2)
Zanak’ilay bodegany aho letsy e,
sura aho radada, zanak’ilay bodegany aho