Vetivety foana aho dia tonga aty
Vetivety foana aho dia tonga aty
Vetivety foana aho dia tonga aty
Vetivety foana aho dia tonga aty
Avy any antsinanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Avy any antsinanana aho dia
Nitondra hafanana aho dia
Raha mbola misy dia hitondrako be dia be
Raha mbola misy dia hitondrako be dia be
Tsy lavitra ny misy an-dry
Raha mba manana elatra akia e
Tsy mangina ny tananandry
Raha mba manana elatra akia e
Raha mba manana elatra akia e
Dia ho voavangivangy foana akia
Vetivety foana aho dia mandeha
Vetivety foana aho dia mandeha
Vetivety foana aho dia mandeha
Vetivety foana aho dia mandeha
Mandray ireo tananao aho dia
Manantona ny tratranao aho dia
Mamihina ny fonao aho dia
Teo andrefan-tanana aho dia
Nahita ilay masoandro aho dia
Raha mbola misy dia hoentiko manaraka an’ahy
Raha mbola misy dia hoentiko manaraka an’ahy
Tsy lavitra ny misy an-dry
Raha mba manana elatra akia e
Tsy mangina ny tananandry
Raha mba manana elatra akia e
Raha mba manana elatra akia e
Dia ho voavangivangy foana akia