Naka sisiny aho fa anareo moa arabe
Ô misaotra anao mba namela ahy ihany handeha
Telo taona be zaho voarirarira teo
Naka sisiny aho ilay tsy nahay fomba fanao
Ô misaotra anao fa tsara hotra aho amin'izao
Telo taona be zaho voarirarira teo
Izay fangatahanao nataoko
Izay sitraponareo dia vita
Nasaina niondrika aho dia lasa
Natao niandrandra dia nitraka
Mbola tsy faly avy eo tenisany
Hay misy didy tsy voasoratra
Naka sisiny aho fa anareo moa arabe
Ô misaotra anao mba namela ahy ihany handeha
Telo taona aho izao no voarirarira teo
Naka sisiny aho ilay tsy nahay fomba fanao
Ô misaotra anao fa tsara hotra aho amin'izao
Telo taona be zaho voarirarira teo
Mba nanantena fahamarinana
Kinanjo sendra zara vilana
Hoe efa niova aho ry vahoaka
Izaho izao no vavolombelona
Nohon'ny tahotro ny ngeza
Naka sisiny aho fa anareo moa arabe
Ô misaotra anao mba namela ahy ihany handeha
Telo taona aho izao no voarirarira teo
Naka sisiny aho ilay tsy nahay fomba fanao
Ô misaotra anao fa tsara hotra aho amin'izao
Telo taona be zaho voarirarira teo
Tsy ho tononiko eto re ny servicenao
Ndrao hofofo ny aiko ny hatezeranao
Be ny alahelo izay tsy levon'ny vavony