1. Fitahina no ananany ee
ny haizina hiala fa hiseho amin'zay ilay masoandro
ny tanany hiandrandra ny fiovanao isanandro
Miomana ianao dieny izao fa sao dia ho tara
sao ity ny antso farany e
padisa no tanjona mandalo iany ny tany
Fa tsy misy makany amin'ny ray raha tsy amin'ny alalany
Dia omeny hery ianao mba ho tonga zanany
Raha tsy mety miova amin'ny fomba mazatra dia indrisy
Mety tsy andovan'ny Lanitra sy ny paradisa ka omany dieny izao re ny lalanao
mba ho tsara safidy ianao hoe elo sa fiainambaovao
ravao re ny evitra izay manasaraka amin'ny ray
Ndao iharaka hizotra amin'ny lalan'ny fiana-mandrakizay
tanan'i jehovah ray tsy fohy fa mavonjy
Hanamora lalanao mpino mba ho tonga mpandova
tehirizo hirehitra haharitra mandrakizay
ka rehefa any amparany ee
ho firavoravona fa voavonjinao ny fanahy
Fa tsy misy makany amin'ny ray raha tsy amin'ny alalany
Dia omeny hery ianao mba ho tonga zanany
Raha tsy mety miova amin'ny fomba mazatra dia indrisy
Mety tsy andovan'ny Lanitra sy ny paradisa ka omany dieny izao re ny lalanao
mba ho tsara safidy ianao hoe elo sa fiainambaovao
ravao re ny evitra izay manasaraka amin'ny ray
Ndao iharaka hizotra amin'ny lalan'ny fiana-mandrakizay
rendrarendra sy vola tsy mahavonjy
ny adalana sy ny ota tsy mahavonjy
na io namanao io aza tsy mahavonjy
fa jesosy irery ihany no mahavonjy
Ny anarampiangonana tsy mahavonjy
ireo sampy sy fomba tsy mahavonjy
na ireo havanao ireo aza tsy mahavonjy
fa jesosy irery ihany no mahavonjy