Agnao anie’aba fa anak’andria e !
Ramaitso vana zaza miana mitia e !
Mpitovo mifangaike ro avilay hitraoke
Oh ! Oh ! Oh !,eh !eh !eh !
Tamy zay andro zay nanahiran’azy a
Doroboka maitsokely ny baranjely a !a !
Navelan’i maitsokely ka manirery e !e !
Tamin’izay andro zay nanahiran’azy a !
Tamy zay andro zay nanahiran’azy an !
Doroboka maitso kely ny anamamy a !a !
Navelan’i maitsokely ka tsinomagny e !e !
Tamy zay andro zay nanahiragn’azy a !
Angao anie aba fa anak’andria e !
Ramaitso vana zaza miana mitia e !e !
Mpitovo mifangaike ro avilay hitraoke
OH !Oh !Oh !,eh !eh !eh !
Tamy zay andro zay manahiragn’azy a !
Doroboka maitso kely ny tsaramaso a !
Navelan’i maitsokely ka bongo maso e !
Tsa mba azo koa ny entana efa lafo a !
Agnao anie aba fa anak’andria e !
Ramaitso vana zaza miana mitia e !
Mpitovo mifangike ro avilay hitraoke
Tamy zay andro zaynanahiragn’azy a
Doroboka maitso kely ny voajobory a !a !
Nilaozan’ikalakely tsa nahita tory a !a !
Vokatsy ny hafokana ko hatao akory a
Tamy zay andro zaynanahiragn’azy a
Vokatsy ny hafokana ko hatao akory a