Tompo ô Hianao nampisy ary koa nahary
Ny tontolo rehetra sy ny voahary
Tena kanto sy lafatra ny asanao tsapanay
Ka isaorana Hianao ry Ray
Tompo ô Hianao nampisy ary koa nahary (Tompo ô)
Ny tontolo rehetra sy ny voahary (Tsara tsara ny asanao)
Tena kanto sy lafatra ny asanao tsapanay (Tsapanay)
Ka isaorana Hianao ry Ray
Ny hakanton'ny lanitra ambony
Tampitrotra tokoa 'zany asan'ny tanany
Ao ny biby sy zava-maniry
Tena lafatra maro mpaniry
'Ndrindra masoandro balika sy manazava
Tendrombohitra ao koa ny havoana
Ao ny rivotra mandava taona
Ny anio sy ny andro ahavelomanay
Tsara re ny asanao re ry Avo
Ka isaorana Anao isan'andro
Ilay tombon'andro-pahavelomana
Asandratro ny hoby ho anao ry Ray
Ny hakanton'ny lanitra ambony
Tampitrotra tokoa 'zany asan'ny tanany
Ao ny biby sy zava-maniry
Tena lafatra maro mpaniry
indrindra masoandro balika sy manazava
Tendrombohitra ao koa ny havoana
Ao ny rivotra mandava taona
Ny anio sy ny andro ahavelomanay
Tsara re ny asanao re ry Avo
Ka isaorana Anao isan'andro
Ilay tombon'andro-pahavelomana
Asandratro ny hoby ho anao ry Ray
Tompo ô Hianao nampisy ary koa nahary
Ny tontolo rehetra sy ny voahary
Tena kanto sy lafatra ny asanao tsapanay
Ka isaorana Hianao ry Ray
Tompo ô Hianao nampisy ary koa nahary (Tompo ô)
Ny tontolo rehetra sy ny voahary (Tsara tsara ny asanao)
Tena kanto sy lafatra ny asanao tsapanay (Tsapanay)
Ka isaorana Hianao ry Ray
Ka isaraoana Hianao ry Ray
(midera ny asanao 'zahay)
Ka isaorana Hianao ry Ray