Izay matoky an'i Jehovah, izay matoky an'i Jehovah
Dia tahaka ny tendrom-bohitra ny Ziona
Izay tsy mihetsika fa mitoetra mandrakizay
Tahaka ny tendrom-bohitra an'i Jerosalema

Hatramin'izao ka ho mandrakizay

Fa tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Tsara ny matoky an'i Jehovah
Noho ny matoky ny mpanapaka
Fa tsara ny mialoka amin'i Jehovah
Tsara ny matoky an'i Jehovah
Noho ny matoky ny mpanapaka