Sambatra indrindra ny mahantra am-panahy
F’azy ny fanjakan’ny lanitra.
Sambatr’ izay mitomany f’halana alahelo
Ianao Tompo ô no hazavana izay Refrain chœur SATB
Miahy sy manilo ny fiainanay
Làlana, fiainana, fahamarinana
Unisson vavy (canon ténor)
Sambatra n’m’amindra fo fa hamindrana fo (hamindrany fo)
Ireo madio am-po no hahita azy (hahita azy Ray)
Unisson lahy (canon soprano)
Sambatra izay noana sy mangetaheta azy (fahamarinana...
Fa ho voky fahasoavana ... fahasoavana)
Ianao Tompo ô (ianao, ianao)
No hazavana izay (hazavana izay)
Miahy sy manilo ny fiainanay (manilo ny fiainanay)
Làlana, fiainana, fahamarinana (làlana, fiainana, fahamarinana)
Sambatr’ ireo zay mandala fihavanana
Tonga zanak’Andriamanitra
Sambatr’ireo miharitra zay fanenjehana
F’azy ny fanjakan’ny lanitra.
Matoky anao zahay S-A (matoky anao –matoky anao)
Matoky anao zahay S-A (mino anao –matoky anao)
Matoky anao zahay. S-A-T-B