Hobio Jesoa Kristy ‘lay Tompo sy Mpanjakanao
Hobio Jesoa Kristy ilay Mpanjakanao (x2)
Asandrato ny fiderana azy
Ilay Mpanjakan’izao tontolo izao (x2)
Hobio Jesoa Kristy ‘lay Tompo sy Mpanjakanao
Hobio Jesoa Kristy ilay Mpanjakanao
Hobio Jesoa Kristy (Asandrato) SA
‘Lay Tompo sy Mpanjakanao (ny hiranao) SA
Hobio Jesoa Kristy (ka ndao hobio) SAT
Asandrato ny fiderana azy
Ilay Mpanjakan’izao tontolo izao (x4)
Manjaka izy, manjaka izy, manjaka izy
Manjaka izy, manjaka izy, manjaka izy
Manjaka izy, manjaka izy, manjaka izy
Manjaka izy, manjaka izy, manjaka izy
Mandrakizay (x1) unisson lahy
Manjaka izy, manjaka izy, manjaka izy
Hobio (canon S-A-T) x3 ny Tomponao
Manjaka izy, manjaka izy, manjaka izy