..... O? la la, tsy aleonao zah !
..... O? la la, ya! ya! ya!
Ity angaha mitapy sa adaladala ve (o? la la!)
Sipan'ity jereo fa efa soara be (tsy aleonao zah!)
Ity angaha mitapy sa adaladala kely (o? la la!)
Volony efa fotsy, tsy aleo ve bandy kely
I Zandry ange bo?go?sy, sady i Zandry koa bandy be saosy
I Zandry ange bo?go?sy...
Saosy ! saosy ! saosy ! saosy !
F'angaha leiry rehefa manana voiture a !
F'angaha leiry rehefa mitrandraka safira a !
Tsoriko amin-dry fa rehefa any aoriana a !
Izaho mbola ho lasa, ho lasa Ingahindriana a!
Tsy aleo ve bandy kely...
[Brown] : Halatsaho am'zay eeehhh
Joba mifokafoka sipa amin'ny antitra efa goka
Solasola be matory amin'io ve tsy hampihomehy
F'angaha leiry rehefa mana-manam-bola a!
F'angaha leiry rehefa efa tena sola a!
Tsoriko amin-dry fa rehefa any afara a!
Izaho mbola ho lasa pre?sident an'i Gasikara a!
Chanteurs : Jary, Andry, Naina, Brown