Izay avoakan'ny vavanay teny maloto ôh
Toa mbola fankahalana atreto no mameno ny fo
Minia mandika ny didinao io atsokosoko ôh
Tsy tonga hanamarin-tena aho
Tsy tonga hanamarin-tena aho
Ka miangavy mba diovy izaho ôh
Mba omeo fo,fanahy vaovao ôh
Ny ao anatinay ao, maloto feno petipetina ôh
Ka mba, amindrao fo hiala amin'ny aretinay ôh
Ka miangavy mba diovy izaho ôh
Mba omeo fo,fanahy vaovao ôh
Ny ao anatinay ao, maloto feno petipetina ôh
Ka mba, amindrao fo hiala amin'ny aretinay ôh
Efa eto an-tany mihintsy izy no mirehitra
Habibiana sy herisetra miha mahazo sehatra
Ampianaro hifamela (hifamela)
Hifameno tsy hifamono ôh (Hifameno tsy hifamono ôh)
Fifandrafiana anjanony eh
Tsy tonga hanamarin-tena aho
Tsy tonga hanamarin-tena aho
Ka miangavy mba diovy izaho ôh
Mba omeo fo,fanahy vaovao ôh
Ny ao anatinay ao, maloto feno petipetina ôh
Ka mba, amindrao fo hiala amin'ny aretinay ôh
Ka miangavy mba diovy izaho ôh
Mba omeo fo,fanahy vaovao ôh
Ny ao anatinay ao, maloto feno petipetina ôh
Ka mba, amindrao fo hiala amin'ny aretinay ôh
Kanefa mba diovy, diovy, diovy, diovy,diovy, diovy,diovy
Diovy, diovy,diovy,diovy, diovy, diovy, diovy
Mino izaho fa diovy, diovy, diovy,diovy, diovy, diovy, diovy
Diovy, diovy, diovy, diovy, diovy, diovy, diovy
Ka miangavy mba diovy izaho ôh (miangavy mba diovy izaho ôh)
Mba omeo fo,fanahy vaovao ôh
Ny ao anatinay ao, maloto feno petipetina ôh
Ka mba, amindrao fo hiala amin'ny aretinay ôh (Ny aretinay eh)
Mba omeo fo,fanahy vaovao ôh
Ny ao anatinay ao, maloto feno petipetina ôh
Ka mba amindrao fo hiala amin'ny aretinay ôh