Angelo'RTV_Nenahy_(Jesosy ihany)
'Ndao hihetsika, 'ndao handihy,
Adinoy izao tontolo izao,
Dia hahatsapa Fiadanana ianao.
(Na mpanankarena na antonontonony, na tsy manam-bola.
Tonga dia aza misalasala intsony, avia manatona.) × 2
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih

Ny lasa tsy hiverina intsony.

Olo-jiaby mandihy (anh anh)
Olo-jiaby mandihy (anh anh)
Olo-jiaby mandihy (anh anh anh)
Olo-jiaby mandihy (anh anh anh)
(Na mpanankarena na antonontonony, na tsy manam-bola.
Tonga dia aza misalasala intsony, avia manatona.) × 2
(Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa nenahy eih, Jesosy nenahy eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih
Fa ny anay eih, Jesosy ihany no derainay eih) × 3
Jesosy ihany, nenahy nenahy
Jesosy ihany, nenahy nenahy
Jesosy ihany, nenahy nenahy
Jesosy ihany, nenahy nenahy