Tsy miady irery izany mihintsy aho
Tsy miady irery izany mihintsy aho
N’inona n’inona ady izay atrehako
Rehefa Ianao Jesoa no mialoha
Tsy miady irery izany mihintsy aho
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Tsy miady irery izany mihintsy e!
N’inona n’inona ady izay hatrehanay
Rehefa Ianao Jesoa no mialohanay
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Hafa mihintsy e! izany hoe mino Anao
Hafa mihintsy e! ny ambany elatrao
Hafa mihintsy e! voatahy mandrakizay
Hafa mihintsy e! tsy mba mangahiahy
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Hafa mihintsy e! izany hoe mino Anao
Hafa mihintsy e! ny ambany elatrao
Hafa mihintsy e! voatahy mandrakizay
Hafa mihintsy e! tsy mba mangahiahy
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Tsy miady irery izany mihintsy e!
N’inona n’inona ady izay hatrehanay
Rehefa Ianao Jesoa no mialohanay
Tsy miady irery izany mihintsy e!
Tsy miady irery izany mihintsy e!