(Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy)
Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy
(Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara)
Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara x2
Torio sy ambarao hatrany hatrany
Ilay fitiavan'i Jesoa tia
Izay tsy miova mandrakizay doria

Ny hiranao mba hitory Azy izao x2
Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy)
Ezaho ny fiantsonao fa aza atao malemy
(Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara)
Asandrato ny feonao tahaka ny anjomara x2
Tsy maintsy mibebaka tokoa
Raha te hahazo ilay paradisa soa