F’efa tolaka re itony andro
F’efa tolaka re itony andro
F’efa tolaka re itony andro
F’efa tolaka re itony andro
Raha sendra tsy hita I Lala ooooo
Nanjombona tampoka ny andro ooooo
Raha sendra tsy hita I Lala
Nanjombona tampoka ny andro
Dia hiara-hidola eo anilanareo
F'efa tolaka re itony andro
Ny mitosy eo anilan’ny tiana
No mba zavatra iriana indrindra
Tratry ny orana mampalahelo
F'efa tolaka re itony andro
Raha sendra tsy hita I Lala ooooo
Nanjombona tampoka ny andro ooooo
Raha sendra tsy hita I Lala
Nanjombona tampoka ny andro
Miara-midola eo anilanareo
Rehefa tolaka re itony andro
Raha sendra tsy hita I Lala ooooo
Nanjombona tampoka ny andro ooooo
Raha sendra tsy hita I Lala
Nanjombona tampoka ny andro
Miara-midola eo anilanareo
Rehefa tolaka re itony andro