Niova tontolo vaovao androany
Ilay fotoana maro nihaonantsika roa
Ilay nofinofintsika omaly
Ilay andro iray, tsy ho hadinoko
Tamin'ny fiainantsika roa
Tsaroana foana ao an-doha (x 2)
Fo mitempo iray, mitambatra ho iray
Indreto isika roa, tena vonona tokoa
Tena andro sarobidy tokoa
Ho ahy sy ho anao ry tiana
Ilay andro iray, tsy ho adinoko
Tamin'ny fiainantsika roa
Tsaroana foana ao an-doha (x2)
Fo mitempo iray, mitambatra ho iray
Indreto isika roa, tena vonona tokoa
Fa na iza hanaratsy, na hampisaraka
Ho sasa-poana avokoa, ireo mpialona
Fa mampifatotra tokoa ny antsika roa
Fo mitempo iray, mitambatra ho iray
Indreto isika roa, tena vonona tokoa (tena vonona aho)
Fo mitempo iray, mitambatra ho iray
Indreto isika roa, tena vonona tokoa (tena vonona aho)
Indreto isika roa, tena vonona tokoa (tena vonona aho)
Indreto isika roa, tena vonona tokoa (tena vonona aho)