Koa reo ditra tsy voaisako
Nanao ny tsy mety zaho, je l'avoue
Ny fisinao nampisokatra jeriko e!
Nanamaivana, nanasitrana feriko e!
Zay manao ratsy anao tsy leferiko e!
Hainao mampitsikitsiky zaho
Anao mampitsikitsiky zaho
Fitiavana feno no amiako anao ai!
Izikoa mbola eo zah tsisy raha mahory anao ai!
Satria silakin'ny aiko anao ai!
Fitiavana feno no amiako anao ai!
Izikoa mbola eo zah tsisy raha mahory anao ai!
Satria silakin'ny aiko anao ai!
Fa mitondra ny anarako anao zah tsy very
Zanako anao ambony vintana
Zegny antony nagnatsoko anao Louisiana
(Zah vognona), Hiteza anao
(Zah vognona), Hanabe anao
(Zah vognona), Hiaro anao
(Zah vognona), Hampifaly anao (ah ah!)
Fitiavana feno no amiako anao ai!
Izikoa mbola eo zah tsisy raha mahory anao ai!
Satria silakin'ny aiko anao ai!
Fitiavana feno no amiako anao ai!
Izikoa mbola eo zah tsisy raha mahory anao ai!
Satria silakin'ny aiko anao ai!
Fitiavana feno no amiako anao ai! (amiako anao ô!)
Izikoa mbola eo zah tsisy raha mahory anao ai! (tsisy raha mahory anao)
Satria silakin'ny aiko anao ai!
Fitiavana feno no amiako anao ai!
Izikoa mbola eo zah tsisy raha mahory anao ai!
Satria silakin'ny aiko anao ai!
Daddy love you so much Baby!!