Ho avy ny andro, hiverenanao eny amin'ny rahon'ny lanitra
Ho an'ireo, nino sy nandray ny Famonjena natolotrao
Tsy hitomany aho, tsy hangaihay
Fa fantatro fa isan'izany aho
Efa voasoratra ao amin'ny Bokin'ny fiainana
Oh oh Mino aho, f'hiverina Ianao
Hitondra ahy ho eo anilanao
Oh oh Mino aho, mino izany aho
F'Ianao nanao fitoeran'ho ahy
Ny alahelo sy rofy rehetra hesorinao amin'ny tenako
Ka izaho, izaho sy ny momba ahy hitovy endrika Aminao
Tsy hisento intsony aho, tsy hitomany aho
Efa voasoratra ao amin'ny Bokin'ny fiainana
Oh oh Mino aho, f'hiverina Ianao
Hitondra ahy ho eo anilanao
Oh oh Mino aho, mino izany aho
F'Ianao nanao fitoeran'ho ahy
Oh oh Mino aho, f'hiverina Ianao
Hitondra ahy ho eo anilanao
Hitsahatra ny alaheloko oohh
Oh oh Mino aho, mino izany aho
Mmmmhhh ho sambatra mandrakizay
Mandrakizay, mandrakizay ooh ou ohh
(Ary nahita ny lanitra sy tany vaovao aho)
(Fa efa lasa ny zavatra taloha)
(Ary nahita aho fa nidina avy any an-danitra tanana masina)
(Jerosalema vaovao voahomana tahaka ny hampakarina ihaona amin'ny vadiny)
(Izay maharesy no handova izany)
(Rehefa voasoratra amin'ny bokin'ny fiainana izay an'ny Zanak'ondry)
(Fa hiseho Izy, hiseho eny amin'ny rahon'ny lanitra Izy)
(Dia ho tahaka Azy isika, dia hiseho amintsika amin'zay tena endriny tokoa Izy)
(Ho fafana ny ranomaso rehetra, dia tsy hisy fahafatesana intsony, na fahoriana)
(Na fanaintainana, na fitarainana, efa lasa ny zavatra taloha ouououh)
Oh oh Mino aho, mino izany aho
F'Ianao nanao fitoeran'ho ahy