Izahay mifamaly, miadiadyy
Nareo maniryy, ny fiarahanayy milamyy
ahay falifaly hitanareo fa tsayy tomanyyy
Raha mba fatanatrao mantsyy
Manakon'draha ny ridrin'efatra zalahyyy
Fa anatin'izy ioo, maroo raha tsy tantyy angahyy ii
Fanambadianaaa, natao hiafinaaa
Fa zay maharitraaa, no vadinan'Andriana aa.

Anatyyy rindri'efatraa, mila mifanajaa
Fifamelana sy fifandeferanaa
Anatyyy rindri'efatraa, mila mifanajaa
Fifamelana sy fifandeferanaa
Manakon'draha ny ridrin'efatra zalahyyy
Fa anatin'izy ioo, maroo raha tsy tantyy angahyy ii
Fanambadianaaa, natao hiafinaaa
Fa zay maharitraaa, no vadinan'Andriana aa
Manakon'draha ny ridrin'efatra zalahyyy
Fa anatin'izy ioo, maroo raha tsy tantyy angahyy ii
Fanambadianaaa, natao hiafinaaa
Fa zay maharitraaa, no vadinan'Andriana aa
Anatyyy rindri'efatraa, mila mifanajaa
Fifamelana sy fifandeferanaa.
Mifanaja, mifampatookyy, mifamelaa, mifandefitraaa.