Omeo fo madio, omeo aho ry Tompo
Eny havaozy anio, hahafahako manompo
Hanompo anao izaho, ny heloko fafao
Omeo fo madio, aho homeko anao
Diovy ankehitrio, soloy ho vaovao
Mamindrà fo amiko, fa be ny ratsy vitako
Omeo fahamasinana ny ankohonako
Fenoy fahamarinana ny tanindrazako (Omeo)
Omeo fahendrena ireo mpitondra anay
Omeo famonjena, mba hiadana izahay.
O-meo fahamasinana ny ankohonako
Fenoy fahamarinana ny tanindrazako (Omeo)
Omeo fahendrena ireo mpitondra anay (Omeo)
Omeo famonjena, mba hiadana izahay
Omeo fo madio hiderako anao (Ouuuu)
Ny saiko ahitsio, ny tsy finoako ravao (Ouuu)
Raiso aho, raiso aho, Ry Tompo soa
Omeo fo madio aho raha sitrakao
Tsy ho ela fa anio, ekeko anjakao
Raiso aho, raiso aho, Ry Kristy
Omeo fahamasinana ny ankohonako
Fenoy fahamarinana ny tanindrazako (Omeo)
Omeo fahendrena ireo mpitondra anay
Omeo famonjena, mba hiadana izahay.
O-meo fahamasinana ny ankohonako
Fenoy fahamarinana ny tanindrazako (Omeo)
Omeo fahendrena ireo mpitondra anay
Omeo famonjena, mba hiadana izahay
Omeo fahamasinana ny ankohonako
Fenoy fahamarinana ny tanindrazako
Omeo fahendrena ireo mpitondra anay
Omeo famonjena mba hiadana izahay
Omeo fahamasinana, fenoy fahamarinana
Omeo fahendrena, omeo famonjena