Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely
Hitantara amin'ny fihetsiko hoe
Indrisy mantsy aho tsy te hakany intsony
Satria ireo zioga efa nentiko anie
Avelanao aho sa ve tsy mety re
Raha avelanao aho e! dia mba mety hoe
Mba any aho no andeha hamikitra e!
Menatra aho no sady koa te hanapoitra angamba
'Zaho hitanao bandy iray toa mba tsotsotra anefa
Rehefa tonga any aho milavonjy e!
Aleo hanonofy kely hasambarana ho ahy
Tena ho any aho minitra monja e!
Mino aho fa rehefa any aho
Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy
Na 'zaho hilaza aza menatra o! o! o!
Te handroso aho fa misy ahiahy.
Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely
Hitantara amin'ny fihetsiko hoe
Indrisy mantsy aho tsy te hakany intsony
Satria ireo zioga efa nentiko anie
Avelanao aho sa ve tsy mety re
Raha avelanao aho e! dia mba mety hoe
Mba any aho no andeha hamikitra e!
Mba sambatra ihany aho mantsy raha manantena
Raha misy fitia ihany any afaka homena
Fa any amin'azy aho mantsy toa tsy harena
Mangitakitaky ny hiala eo o!
Tsy hahita hafa ankoatr'azy aho ve sa,
Sa mety hoe tia be loatra azy aho ve o!
Voafatotra sa voasazy aho ve ho aho
Na mafy aza ve dia hiafy aho e!
Sa aleo avelako ho nofy ihany ny ahy
Na 'zaho hilaza aza menatra o! o! o!
Te handroso aho fa misy ahiahy.
Avelanao aho ve raha mba hanonofy kely
Hitantara amin'ny fihetsiko hoe
Indrisy mantsy aho tsy te hakany intsony
Satria ireo zioga efa nentiko anie
Avelanao aho sa ve tsy mety re
Raha avelanao aho e! dia mba mety hoe
Mba any aho no andeha hamikitra e!