Velogno velogno velogno Jesosy e ia
Efa velona Izy hamonjy antsika iaby e ia

1. Na namadika aza ingahy Jodasy e ia
Efa velogna Izy hamonjy antsika iaby e ia
Na namadika aza ingahy Jodasy e ia
Efa velogna Izy hamonjy antsika iaby e ia
Izy koa ny fasana tsy nahatana Azy e ia

2. Koa agny am-pasana no hizaha Azy voa mafy e ia
Efa velogna Izy hamonjy antsika iaby e ia
Koa agny am-pasana no hizaha Azy voa mafy e ia
Efa velogna Izy hamonjy antsika iaby e ia
Telo andro monja Izy no takany e ia

Velogno o ia, velogno o ia
Velogno o ia, velogno o ia
Ankalazao fa velogna Izy e
Ankalazao fa velogna Izy e
Vologno marigny Izy matoa zaho afaka miantsa