Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
1. Efa miseho daholo, izao rehetr ' izao..
Nefa toa tsy taitra akory ianao...
Tsy taitra akory ianao...
Mila miambina anie oah...(2 fois)
Mila vavaka mafonja....(2fois)
Mila miambina anie oah...(2 fois)
Raha ho any an-danitra eeehh
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...
2. Aza varimbariana ami-fiainana mandalô
Ny Tompontsika anie saropiarô
Mila miambina anie oah..(2)
Mila vavaka mafonja....(2)
Mila miambina anie oah...(2)
Raha ho any an-danitra ehhh....
Ref: Eh eh eh, inona Ary ity?..
Mihetsiketseha(2) sao Dia taraiky eh...
Ny fanjakan'ny lanitra anie efa akaiky eh...