Haoka hazava aminao andriamato kaomisera ôô
Fa ilay zanakao vavy eee, taratara aminah
Satria izy hony tsy hanao masera aaa
Ka lazaiko aminao fa ny ao ampony ao ee
Ary izahay ihany koa efa mba mitalao ô
Nefa izy mijaly e,fa tsy avelanao mivoaka ny trano e
Ka tsy misy ihaonanay raha tsy sendrasendra kely indraindray
Nefa izy marary eee, malain-komana tsy mahinam-bary e
Satry ilay fitiavanay ,voasakatsakana ka tsy milayii! !!
Lay zanakao anie mba tara amiko iahany e
Raha gadrainao aho ,izy indray no tomany ee
Ka lay bandy aza atao anzan eee
Miangavy aho miangavy aho oaaa! !
Aleo hiarakay fa samy seliba
Lay zanakao anie ka tara aminah aaa
Ko nahoana no hidy violon
Io zanakao io andriamatoa komisera ô
Ilay fitiavanay roa aza fefifefena aaa
Aza hidina ao an-trano oooo
Sanatria aminay zay hifandany zara aa
Fiaraha efa matotra tsara aa
K'aza fefifefena izahay fa aleo hiaradia amizay
Efa ampy angamba izay ny kafara aaa
Ilay zanakao ane ka sipa milay
F'iza koa tsy hoe bandy masayyyyy
Lay zanakao anie mba tara amiko iahany e
Raha gadrainao aho ,izy indray no tomany ee
Ka lay bandy aza atao anzan eee
Miangavy aho miangavy aho oaaa! !
Aleo hiarakayna no hidy violon
Fiaraha efa matotra tsara aa
K'aza fefifefena izahay fa aleo hiaradia amizay
Efa ampy angamba izay ny kafara aaa
Ilay zanakao ane ka sipa milay
F'iza koa tsy hoe bandy masayyyyy
Lay zanakao anie mba tara amiko iahany e
Raha gadrainao aho ,izy indray no tomany ee
Ka lay bandy aza atao anzan eee
Miangavy aho miangavy aho oaaa! !
Aleo hiarakayna no hidy violon