SOLO: Nisy lehilahy raiky e
Meloka izy io ho faty e DANIELA
Natsipy tan_davaky ny liona
Haintsika iaby any io fa DANIELA
Mpanompo nahery nivavaka e
Natsipy tao anaty lavaka e
Namonjy azy anefa ilay Tompoina e
Jehovah Andriamanitra niaro an'i DANIELA
CHOEUR: Nisy lehilahy iray
Nanompo an'i Jehovah DANIELA
Natsipy tan_davaky ny liona
Noheverina fa maty anie DANIELA
Namonjy azy anefa ilay Tompoiny e
Jehovah Andriamanitra niaro Azy
Velona ,Afaka tao fa tsy maty anie DANIELA
SOLO: Nisy lehilahy raiky e
Meloka izy io ho faty e DANIELA
Natsipy tan_davaky ny liona
Haintsika iaby any io fa DANIELA
Mpanompo nahery nivavaka e
Natsipy tao anaty lavaka e
Namonjy azy anefa ilay Tompoina e
Jehovah Andriamanitra niaro an'i DANIELA
(Izaho milaza aminao fa) DANIELA
(Haintsika iaby e)DANIELA,,velona DANIELA
(Eka Nine eh yeh) DANIELA
(Nanompo an'i Jehovah)Nanompo an'i Jehovah
(Natoky an'i Jehovah)Natoky an'i Jehovah DANIELA
Mitsangana izao Raha miady mafy
Mihorena aza miova Hatanjao ny finoana
Fa izy tia anao mandrakizay
SOLO: Nanompo an'i Jehovah
Natoky an'i Jehovah ooouuhh DANIELA