Ray Tsitoha Mpamorona ny lanitra sy ny tany
N’aiza n’aiza aleha dia mahita ny asa-tànanao
Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, hazo sy zava-boary
Maraina, antoandro sy alina ooh ooh
Hatsiaka, masoandro, orana sy avana
La, la, la, la, la, la, la
Ianao no Fiandohana sy Fiafarana
Mbola tsy ary ny olombelona
Dia efa fantatrao tsirairay
Anao irery ny dera mandrakizay
Mampiaiky tanteraka tsy takatry ny saina
Tendrombohitra, ranomasina, hazo sy zava-boary
Maraina, antoandro sy alina ooh ooh
Hatsiaka, masoandro, orana sy avana
La, la, la, la, la, la, la
Noforoninao izao rehetra izao
Ampianaro izahay ho tia Anao
Nataonao ny tany sy ny lanitra
La, la, la, la, la, la, la