Tena tiako indrindra, Malalan'ny foko Ianao Jesosy o!
Tsy hatakaloko an'iza n'iza
Tsy ho soloiko n'inona n'inona e
Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao
Afoiko izay mamin'ny foko ety
Na handao ahy aza izao tontolo izao
Na faly aho, nalahelo aho teo foana Ianao
Narary aho, nania aho tsy nilaozanao
Ka inty aho mivoady fa Anao, Anao hatramin'ny farany
Tena tiako indrindra, malalan'ny foko Ianao Jesosy o!
Tsy hatakaloko an'iza n'iza
Tsy ho soloiko n'inona n'inona e
Fa hatramin'ny farany, ny antsika sy Ianao
Afoiko izay mamin'ny foko ety
Na handao ahy aza izao tontolo izao
Na faly aho, nalahelo aho teo foana Ianao
Narary aho, nania aho tsy nolaozanao