Andriamanitra ô, Ray Tsitoha
Nefa koa mahay mamelany helokay
Meteza ianao hamonjy anay diso lalana
Fa lay fitiavana nanazava anay
Nanjary nasiaka e, tsy toy iny raha tsy Ianao
Tsy haiko ekena ny hadalana toa izao
Tànam-pitiavanao no hany vonjinay
Andriamanitra ô, ..... fanahy
Fantatrao zahay fa mpanota mahantra
Ka lay fitiavana nanazava anay
Efa nisolo ho fankahalana
Nanjary nasiaka e, tsy ho toy iny raha tsy Ianao
Tsy haiko ekena ny hadalana toa izao
Tànam-pitiavanao no hany vonjinay
Andriamanitra ô, Ray Tsitoha Ianao
Nefa koa mahay mamela ny helokay
Meteza Ianao hamonjy anay diso làlana
Fa lay fitiavana nanazava anay
Nanjary nasiaka e, tsy toy iny raha tsy Ianao
Tsy haiko ekena ny hadalana toa izao
Tànam-pitiavanao no hany vonjinay