Aleo izy ho atoniko ihany
Tsy tiako hoe any aoriana any vao hanontany
Hoe inona ary no hitranga?
Mety ho tiako ny hadalany
Tiako hozaraina amin'ny hafa
Avelao izahay mba hihaona
Hiaraka hamarana ny taona.
Misintaka kely, manao izay mety, matoritory.
Ireo feon-kira milantolanto manotra anaty
Rehefa matsatso ny andavan'andro
Raha ny faniriko efa nolazainao ahy
F'ianao tsy sahy ny naneho
Lasa lesona ianao fa tsy eo anilako eo
Misintaka kely, manao izay mety, matoritory.
Ireo feon-kira milantolanto manotra anaty
Rehefa matsatso ny andavan'andro
Efa ela no nandrasako ilay nofy ho to
Handravaka ny andro sy izay mety ho tohin'ny