Tafitohana mahita anao zaho mianjera
Zaho mianjera, zaho mianjera
I'm drowning in my tears oh bella
Zaho mianjera, zaho mianjera
Atoroy anah izay vitanao, ataovy mahatamana zaho
Ilay fomba fihetsikin'ny entanao, ataovy tsy mahadigny zaho
Mampipitrapitra masoko mitalao, my girl lanio ny quota
Lasalasa any aminao ny saiko isan'andro
Lafo vidy ianao ohatrin'ny Coca, Babe
Ianao io, You make me crazy
Ianao io, alaivo ampelan-tananao zaho Babe
Ianao io, you make me crazy
Izay vitanao dia vitako raha toa ka izany ho anao
Avia ianao anilako, enoy ny fo mitalaho
Ianao malahelo, rehefa mifanalavitra isika roa
Fitia mistery takaro, ato am-poko feno yeah
Ravao izay alahelo, ahiahinao jiaby tapero
Maniry anao fa longtime, you're so fine
Izay vitanao, ataovy mahatamana zaho...
Izay vitanao dia vitako raha toa ka izany ho anao
Avia ianao anilako, enoy ny fo mitalaho