Nanova ny tantaram-piainako
Nanova ny tantaram-piainako
na ny hariva (na ny hariva)
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho (ou ouu)
Tsy nahenoako intsony ny aminy
Tena nifankatia tokoa izahay
Am-poko hatrany ny fitiavany
Tsy nahenoako intsony ny aminy
Tena nifankatia tokoa izahay
Am-poko hatrany ny fitiavany
na ny hariva (na ny hariva)
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho
Fa iza mihitsy aloha ianao
Tsy afaka an-tsaiko isan’andro izao
Fa iza mihitsy aloha indry
Fa lasa tia aho dia mankafy aho