... Efa ela ianao no nandrasana
... Saingy ianao no tsy tazana
Miantso anao anio ny Tomponao
.. Ny mba hiovanao amin'ny ratsy fanao
Miandry anao hatrizay ela izay
Fa ianao no mbola naniasia
Anio tonga indray izany antso izany
Ka valio fa sao ity no antso farany
... Efa ela ianao no nandrasana
... Saingy ianao no tsy tazana
Miantso anao anio ny Tomponao
.. Ny mba hiovanao amin'ny ratsy fanao
Saingy tsy sitrapo fa tsy an-tery
... Efa ela ianao no nandrasana
... Saingy ianao no tsy tazana
Miantso anao anio ny Tomponao
.. Ny mba hiovanao amin'ny ratsy fanao
Hatrizay ela izay no efa nahafantarana
Ny lalana tokony halehanao
Ny fidirana ao ambala no andrasany
Miverena fa sao ity no antso farany
.. Efa ela ianao no nandrasana
... Saingy ianao no tsy tazana
Miantso anao anio ny Tomponao
.. Ny mba hiovanao amin'ny ratsy fanao
Miandry anao hatrizay ela izay ilay tompo tia
... Miverena ianao eie eie
Koa miverena ianao izay nania