’Lay fiafaran’ilay fitiavana,
Tsy tahotra tsy mba misy henatra,
Rava avokoa 'zay rehetra teo aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny izay rehetra vita taloha
Fitia tsisy tanjona hatram'izao
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena. (x2)
Ravaina avokoa 'zay rehetra teo aloha
Soloina vaovao mba hiadanan’ny fo,
Omena tsiny izay rehetra vita taloha
Fitia tsisy tanjona hatramizao.
K’aza arianao ireo vitantsika hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena.
K’aza arianao ireo vita hatrizay
Aleo hijanona ho anao sy ho ahy
Fa tantara tsy azo fafana
Ho tsaroana foana raha mifanena.