Nadikan'i > FRAPOLI Tsitsï Ryan :)
'Ty masoko mitady hasambarana
Hilasian'ny fitia! anaty masonao.
Tsara loko, kanto indrindra,
Anaty masonao (Iiiih! iiih!! hi!!)
Tsara rindra, tsy hafindra
Toy ny kilalao ao am-poko tia anao
Fa mihaina ao anaty masonao ao tokoa
Ny herin'ny fitia (ouh!! hiih!!)
Mandoro ny fitiavako, efa dondra sady MAY!
Te hiantsoantso hoe tia anao, anao ho doria.
2. Fa n'aiza n'aiza ianao!
Mitoetra am-poko hatrany!
Tsy ho haiko hho adinoina
Mibanjina malefaka_'ty masoko mitady
Hasambarana hilasian'ny fitia anaty masonao.
Tsara loko, kanto indrindra,
Anaty masonao (Iiiih! iiih!! hi!!)
Tsara rindra, tsy hafindra
Toy ny kilalao ao am-poko tia anao
Fa mihaina ao anaty masonao ao tokoa
Ny herin'ny fitia (ouh!! hiih!!)
Mandoro ny fitiavako, efa dondra sady MAY!
Te hiantsoantso hoe tia anao, anao ho doria.
(...) La ! la! la! la! la! la! la! la!
La ! la! la! la! la! la! la! la!La ! la! la! la! la! la! la! la!La ! la! la! la! la! la! la! la!...