Jyunii
Tsy andry ny ahitana anw
Efa ela ihany izay eh!!
Miramirana aho ka mikalo eh!!
Maro de maro ny zavatra nitranga eh!!!
Nitombo ny taona fa ny fitiavako tsy niova eeeh!!!
Taitra tokoa...Naray antso
Fa ho avy izy anio
Tsy ho faniriana intsony
Ilay hoe hiara_dalana
Mety hoe lahatra avy any ambony
Ny momba antsika 2
Ref:x2
(Hiara)
Bitabitaka fifaliana fa tonga ilay namana
Ny alahelo zao ho adinoina
Hafaliana no hifandraisan-tanana eh!!
Tsy ampy fifaliana
Tsy anilan'ny olon_tiana
Tsy andriko ny ahita anazy fa izaho aty efa (sasa_miandry eh!!!)x2
Tantara tany aloha
Diary tao am_po
No averina fohazina eto indray iih!!!
Artist Name
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.