Après le temps passé prêt de toi je poursuis mon bonheur
Si bien était la vie c’est toi qui a fait rebattre mon coeur
Et pourtant il y aura toujours cette plaie gravée en moi
Car je suis partie et tu es loin là-bas
Fa mbola tiako foana ianao
Hatramin’ izay ka hatramin’ izao
Tsy mety lefy ny fitiavako ho anao
Fa mbola tiako foana ianao
Na dia hoe lavitra aza ianao
Tsy mety lefy ny fitiavako ho anao
Je ne sais vraiment comment faire pour retenir mes larmes
Car tu ne peux venir ainsi vers moi
Et l’amour est tellement fragile et si fort à la fois
Car j’ai besoin que tu sois prêt de moi
Fa mbola tiako foana ianao
Hatramin’ izay ka hatramin’ izao
Tsy mety lefy ny fitiavako ho anao
Fa mbola tiako foana ianao
Na dia hoe lavitra aza ianao
Tsy mety lefy ny fitiavako ho anao
Eto amin’ny ity fiainana ity
Ireo tambitamby, ireo teny mamy
Ireo hafaliana tena tiana
Ny fanaovan’ny isika efa hatramin’ny zay, izay
Fa mbola tiako foana ianao
Hatramin’ izay ka hatramin’ izao
Tsy mety lefy ny fitiavako ho anao
Fa mbola tiako foana ianao
Na dia hoe lavitra aza ianao
Tsy mety lefy ny fitiavako ho anao