Androany izaho de hanambara
Ilay fihetsikao ihany no any nahatara
Anilao no mahatsara ahy, f'izaho efa babo
De ho raketiko an-kira ireo zavatsoa azoko ;avy aminao
Mbola Ho lasa zava-kanto izato endrikao kanto sy tsara
De Ho sasam-poana izay handrava
Tsy azony ferana fitia mitamberina
'lay feno @ ilay erany (humhum)
Ianao no safidin'ny foo (ouh ou)
Ka Tsy mila ireo hafa fa amiko enao lafatra tsara
Fa Tokam-po izaho(aminao)
[Ianao ilay tiko , ianao ilay fidiko]
Nataoko anjara toa safidy
Hifampizarako 'reo tsara ! hifampizaka ny mangidy
Natao fitia fa tsy hoe adidy
Tsy noteriterena ; ilay manan-danja lafo vidy
Tsy atakalo, fa ilay tena sarobidy
Lafatra loatra! Anaty mitrotra (toa nadizina ahy)
Ireo fitsikinao sy n'angolanao toa lasa herim-pitia
angovo tsara azo vohizina
MISARIKA ah!! ilay endrikao mitondra tsiky ho ahy,
ireo tsongo2 na marary aza ,efiko ho ahy
Izay rehetra avy @nao ry pisu to dia tiko ho ahy,
Na kita io na lako, na oroka na safo (hum)
De ny ato am-poko tsy hay hafenina (ianao no nasarika ilay fanah)
Tsy fitia ambetin-dresaka fa ilay izy mafana
Fa Tokam-po izaho(aminao)
[Ianao ilay tiko , ianao ilay fidiko]