Betsaka ny mpivahiny fa izy ihany no tiko.
Tafalatsaka aminazy za f'aza omena tsiny.
Eo akaikineo ihany ne zah vo mba tamana
Vomay omeko lagy zay jaloux
Raha mifanena aminay roa reo dia mangina
Hivavahako nentsika hatramin'ny farany
Raha ny love omeko anazy aloha tsy ferana eee
Eo akaikineo aho mahazo fihany
Amin'ny hoavy tsika roa f'aza manahy enao
Tambitambinao my love azahoko fihany
Raha hoe tara enao dia ateriko
Hividianako Gucci de LOUBOUTIN de kitro NIKE
Tsisy fake izay vidiko ho anao anie fa authentique.
Amzay kobon'ny gang anie fa za deba ny tess!!
Raha hoe tara enao dia ateriko,
Malemilemy aho vao tsy eo anilanao.
Fa dia ny tanako ara tazomy fa zah efa anao irery ry kiala..
Tazomy, Tazomy, Tazomy, tazomy, Tazomy
Tsy maintsy ho tafa anie ny fiainantsika sy enao.
Hi fight fona ah, amin'ny fiainantsika sy enao
Hi fight fight fona aho, raha mbola eo ienao
Fa zah mila love love na voyou
Fa tairo ara ny fonao mba vohay aloha
Aza manahy fa za tsy mitovy amn lerony
Fa zah mila love love na voyou
Rehefa miaraka amina anie tsisy very
Rehefa mifanaja anieh tsika roa dia faly a
Raha ampifaly anao fona za tsy reraka.
I wanna love e, lasa adala aminao aho @ fiainana.
Eo akaikineo aho mahazo fihany.
Raha ny love omeko anazy aloha tsy ferana ee
Tazomy!!! Tazomy !!!!! Tazomy.
Tazomy, Tazomy, Tazomy, tazomy, Tazomy
Tsy maintsy ho tafa anie ny fiainantsika sy enao.
Hi fight fona ah, amin'ny fiainantsika sy enao
Hi fight fight fona aho, raha mbola eo ienao
Tazomy aho fa gang, gang, gang.
Zah koa anie gang, gang, gang