Marion
Raha mbola misy toetra ratsiko , tsy zakanao
tonga dia lazao
Raha mbola tsy ampy ireo porofom-pitiavako
Faniriako anie ny hafaly anao
Tsy hisalasala satria efa tia
Mba lazao tonga dia lazao
raha tena vokatry ny fonao sy ny fitiavanao
’lay teninao tamin’izay
hoe isika hikambana ho iray
hiaraka ho doria fa samy tia
Raha mbola misy sorisory izay koboninao
raha tena izy ilay fitia zay natolotrao
Artist Name
Our team is working on an algorithm to find similar songs that match your taste and preferences.