Nefa tiako izy e, tiako izy e
Misisika eo an-tratrako eo, manambitamby ahy

Mankararirary fo, e i e i e
Nefa tiako izy e, tiako izy e
Misisika eo an-tratrako eo, manambitamby ahy
Misisika eo an-tratrako eo, manambitamby ahy
Sahirana ny loha, reraka ny fo
Mitady hanaraka ahy f’izaho dia tsy sahy, iaeh !
Aleoko ihany izy e, aleoko ô,
Misisika eo an-tratrako eo, ho nofinofiko

Oay ! ‘Lay sipakeliko iny e !
Manome fitiavana ahy f’izaho dia tsy sahy, ei ei e,
Aleoko ihany izy e, aleoko ô,
Misisika eo an-tratrako eo, ho nofinofiko
Misisika eo an-tratrako eo, ho nofinofiko
Misisika eo an-tratrako eo, manambitamby ahy
Misisika eo an-tratrako eo, ho nofinofiko
Mitady hanaraka ahy manome fitiavana ahy ilay sipakeliko iny