N'y ratra izay nafafiko taminy,
Mikaroka s'y mijery ireo sariny,
Lasa ilay fitiavana marina,
Ilay fitiavana madio tsy ijery anizaniza ankoatra ilay olon'tiany,
Misaotra an'Andriamanitra aho fa tojo n'y lalako izy,
Nanome ahy n'y fitiavany manontolo,
Nampianatra ahy n'y fitiavana marina,
Nefa nanenenako satria,,,
Izaho ihany ilay nanimba..... Ilay olona nampianarina,
Tsy aiko izay adalako eh...
N'y foko anier tia anazy eh...
Eny... Tena tia anazy....
Na dia omeko n'y aiko aza..
Zao mintsy ve ilay no tadiaviko ???
Ilay handratra n'y fony ???
Nefa koa aho toa matsapa marary ???
Nofenoiny fitiavana n'y foko...
Nofenoiko lainga n'y masony...
Ary tsy mendrika fifonana akory...
Raha n'y zavatra vitako taminy...
Tsy fantatrin'ny omby n'y asan'ny ambony raha tsy efa tapaka...
Noho n'y adalako mihaompampana...
Diso aho nefa mila anazy...
Nampirafy aho nefa tia anazy...
Fahotana mahafaty no nataoko...
Ka mendrika mafy ahy n'y sazy....
Izy ilay teo foana Ninon'inona tranga nahazo...
Ilay nanondraka n'y raozin'ny fitiavany mba tsy halazo...
Fitiavana nomeny ahy tena izy...
Niarahanay nihatrika n'y mamy sy mangidy...
Resy tanteraka aho malala ah...
Miangavy, mi fona, mitalao
Eny tsapako ihany koa raha....
Tsy tia ahy intsony ianao...
Aza mitomany izany malalako izany...
Tia anao aho, tia anao aho
Ary mbola ho eto foana aho ho anao...