NAEL - VOADY (parole/lyrics)
Tsy resan'olo isan'andro no agnariako jokera..
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f'efa safidiko igny.
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f'efa safidiko igny.
Anao ts' maintsy alaiko vady , matokisa ro viavy.
Mba ho tahian-janahary , vinavina hanjary,
Mpankahala anao, mba halako koa lafa halanao.
Vinavinanao tsy ambelako irery iha f'hiaraha manao.
Zaho malalanao , mba lalako koa lafa lalanao.
Zaho tsy hanary anao fa mandrapahafaty aho fa namanao o!
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f'efa safidiko igny.
Nanaratsy anao aminah , manary jery..
Tsy hanariako anao f'efa safidiko igny.
Anao ts' maintsy alaiko vady , matokisa ro viavy.
Mba ho tahian-janahary , vinavina hanjary,
Hiaraha-mahalala ny eto an-tany ,
Ny anjara masoandroko ny androany.