,ireo olona am-badika any
Fa izaho no ho ataony olon-tiany,
Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
haiko tsianjery ianao iny e
No hofidiny ho ataony olon-tiany,
Tsy haditra intsony hono izy
Fa izaho no ho ataony olon-tiany,
Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
Heverinao fa tsy fantatro
Ireo ditranao any ambadiky ny masoko
haiko tsianjery ianao iny e
Ireo fombafombanao iny e,fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e,fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e,fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e
Ireo fombafombanao iny e,fantatro izany
Ireo toetratoetranao iny e,fantatro izany
Ny tsikombakombanao iny e,fantatro izany
Haiko tsianjery ianao iny e
Haiko tsianjery ianao iny e