Na mbola kely tsy mahay ny atao
Tonga indray mba hanolo-tena
Ianao Jesoa no mpamonjy ahy
Manafaka amin'ny fakam-panahy
Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Anio izahay hihira indray
Hiteny indray ny hatsaranao
Jesosy o mitoera ao am-po
Ianao tsy mba manam-paharoa
mba handrindra ny fiainanay
Ref: Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Hanaraka Anao (hanaraka Anao)
N'aiza n'aiza hitondranao
Hanaraka anao no fanirianay
Bridge: Asandratray ny feo hiakatra hanakoako
F'Ianao no Tompo Mpanjaka tena Avo
A/C: Sandratra Minohasina